Sampana Tanora Kristiana FJKM
"Miorena tsara, aza miova!" (1Kor 15:58b)
Ny zava-kendren’ny STK FJKM
Mandray ho adidy ny mitory ny Filazantsara amin’ny Olombelona rehetra (Mar.16/15)
Mba hahatonga ny Tanora hahery sy hitoetra ao amin’ny Tenin’Andriamanitra sady efa naharesy ilay ratsy (I Jao.2/4-14b)
Manabe sy mikolokolo ny Tanora amin’ny lafim-piainany rehetra, mba hahatonga azy ho vavolombelon’i Kristy (I Tim.4/12).
Noely Fihobiana
Hetsika hiraisintsika rehetra ho fihobiana ny Noely ary koa hanampiana ny fiangonana Bemahatazana

Vola voahangona
Hitanao eto ny antsipirihan’ireo malalatànana
660 000 Ar